NY ANTON’NY HIRAKO HIRA N°86 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bokin-kira FIDERAN
A 86
NY ANTON’NY HIRAKO
1.Feno Anao, ny vavako
Mipololotra avy ao, am-po
Ny Anaranao no asandratro
Hihira aho,
Ny herinao nanosotra ahy
hitory Anao Hitondra avo ny
Anaranao
[Haleloia (x2) Tsara lanao] x2
Fiv. Ny anton'ny hirako, ny
fahavelomako
Dia lanao Ry Ray
mandrakizay
Ny anton'ny hivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia lanao, lanao tokoa
Andry iankinan'ny foko
Vetson'ny fanahiko
2.Ny anaranao, mamelona ahy
Ny fahagagana vitanao
Ny zava-drehetra hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho
Anao
[Haleloia (x2) Mendrika] x
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764