Mivavaka aminao aho Raiko (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mivavaka Aminao aho Raiko ô!
Mitalaho, miangavy raha azo atao
Hamarino, hamasino
Hiampify eo an-tratranao
Malama maina anie ny tononkira.serasera.org tany Ray
Halalaho, hazavao re ny saiko
Tomoera fahendrena
Ka ombay ny elatrao Ray
Fiv..
Indro aho Ratko ô
Manoto-tena mba ho Anao
Santatra ampifatiana indray .
Lay tanàna rozga kanto loatra
Henika ny anjely maro
Hafaliana, hamamiana, fitsikiana
Fitoviana, fitoviana ananana
Mino aho Ray ô ! mino aho Ray ô !
Mino aho Ray gjxwt ô ! fa homba ahy Hianao
2.
Mba jereo ity fiainan janakao
Aza avela hanjeny toy crvwolpb ny tadio
Sakambino moramora
Ka ho tena tsara fihafara
Tsofy rano re'ty sombiniaina
Tsy ho resy fa handresy r'ilay Nahary
Ho tantely, ho modely
Mba ho voninahitrao ry Ray .
Mivavaka Aminao aho Raiko ô!
Mitalaho, miangavy raha azo atao
Hamarino, hamasino
Hiampify eo an-tratranao
Malama maina anie ny tononkira.serasera.org tany Ray
Halalaho, hazavao re ny saiko
Tomoera fahendrena
Ka ombay ny elatrao Ray
Fiv..
Indro aho Ratko ô
Manoto-tena mba ho Anao
Santatra ampifatiana indray .
Lay tanàna rozga kanto loatra
Henika ny anjely maro
Hafaliana, hamamiana, fitsikiana
Fitoviana, fitoviana ananana
Mino aho Ray ô ! mino aho Ray ô !
Mino aho Ray gjxwt ô ! fa homba ahy Hianao
2.
Mba jereo ity fiainan janakao
Aza avela hanjeny toy crvwolpb ny tadio
Sakambino moramora
Ka ho tena tsara fihafara
Tsofy rano re'ty sombiniaina
Tsy ho resy fa handresy r'ilay Nahary
Ho tantely, ho modely
Mba ho voninahitrao ry Ray .
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 1421
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 20:32
