Izaho tsy hiala aminao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na ho sarotra aza a! , izany lalana a!
Izaho tsy hiala Aminao e!
Na hiakatra saro-dalana
lzaho tsy hiala Aminao; e!
Fiv..
Ho any amin'iza indray moa aho e!
Hianao re ilay tena fiainana a !a!a! (x2)
Ny voady efa nekeko
Ny fo efa nomeko
Izaho tsy hiala Aminao e!
Ho anao hatrany, hatrany,
Raha mbola eto an-tany
Izaho tsy hiala Aminao e
2.
Na hiala aza , ireo namana a!
Izaho tsy hiala Aminao e!
Na izaho irery sisa , no hivavaka
Izaho tsy hiala Aminao
3.
Na tsy takatro aza , ny fitondranao ahy
Izaho tsy hiaia Aminao
Na tsy fantatro aza ,
Izay mbola hataonao
Izaho tsy hiala Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 1876
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 11/04/2016 19:13