ANDRO FARANY 166 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- vnvd qlsh Izao no andro farany
Hanananao fanantenana
Hihavian'ny Tompo, ny Tompo
Mpanjakan'ny mpanjaka ety an-tany.
Fiv. Ho avy faingana Izy
Ka am-pifaliana no hitsenàna Azy
Maraina ny hariva koa
Tsy ho ela dia ho avy Jesoa.
2- Hisy famantanana aloha
Amin-kintana sy volana
Ny masoandro koa hihamaizina
Manambara fa akaiky ny Tompo
3- Ireo tsy hita maty amin'ny Kristy
Dia hifoha ngexxqmu ka hitsangana
Rehefa ambaravaran-danitra ao Jesoa
Handray ireo voavonjy avy ety.
4- Isika velona hiara-miakatra
Hitsena ilay Tompo maha-toky
Ny fanantenana koa azo antoka
Koa tononkira.serasera.org mifampionona ianareo
Hanananao fanantenana
Hihavian'ny Tompo, ny Tompo
Mpanjakan'ny mpanjaka ety an-tany.
Fiv. Ho avy faingana Izy
Ka am-pifaliana no hitsenàna Azy
Maraina ny hariva koa
Tsy ho ela dia ho avy Jesoa.
2- Hisy famantanana aloha
Amin-kintana sy volana
Ny masoandro koa hihamaizina
Manambara fa akaiky ny Tompo
3- Ireo tsy hita maty amin'ny Kristy
Dia hifoha ngexxqmu ka hitsangana
Rehefa ambaravaran-danitra ao Jesoa
Handray ireo voavonjy avy ety.
4- Isika velona hiara-miakatra
Hitsena ilay Tompo maha-toky
Ny fanantenana koa azo antoka
Koa tononkira.serasera.org mifampionona ianareo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 1412
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33
