Inty misy teny soa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. pmgs Raha sendra bxicen tojo adin-tsaina
Ka mila hokivy ny fo
Tsarovy fa ny miaina
Tsy hilaozan-java-manjo e!

Ataovy an-tsaina fa ny eto
Dia tebiteby avokoa
Isan'andro izao misento
'Zay mety hankarary ain-doha

Ref: tononkira.serasera.org 'Ty misy teny soa
'Ndao hiaraka hiantsoantso hoe
Antsoy I Jesoa
Fa hanampy anao izy e!

II. Raha mbola miaina eto an-tany
Ka miloloha lanitra
Tsy maintsy misy tomany
Fa ain'Andriamanitra zrmv e!

Ka raha i Jesoa no miahy
Izay rehetra atao
Tsy misy ny mampanahy
Fa azy ny fiainanao

© Vetson'i Siona 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057