Tonga ilay Mahery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fihobiana re no feo ho enti-manandratra
Fa tonga ety iwqwx tokoa Ilay maherin’Andriamanitra
Izy irery ihany no nitondra ny ziogako
Hamira-piratra ny androm-piainako
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Izy no ho tononkira.serasera.org deraina
satria tonga ny famonjena
Kristy Lay Mpamonjy
re no fahendrena
2- Ho deraiko ho deraiko Jehovah Tompoko
Namelombelona ny mahantra sy mahory indrindra
Lay Jesoa nateraka no làlana fantatro
Fanilo cifnfyhh hiakarana any an-danitra
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Izy no ho deraina
satria tonga ny dhjrrmiz famonjena
Kristy Lay Mpamonjy
re no fahendrena
Fa tonga ety iwqwx tokoa Ilay maherin’Andriamanitra
Izy irery ihany no nitondra ny ziogako
Hamira-piratra ny androm-piainako
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Izy no ho tononkira.serasera.org deraina
satria tonga ny famonjena
Kristy Lay Mpamonjy
re no fahendrena
2- Ho deraiko ho deraiko Jehovah Tompoko
Namelombelona ny mahantra sy mahory indrindra
Lay Jesoa nateraka no làlana fantatro
Fanilo cifnfyhh hiakarana any an-danitra
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Fiadanana ety an-tany
Ho an’ny ankasitrahany
Izy no ho deraina
satria tonga ny dhjrrmiz famonjena
Kristy Lay Mpamonjy
re no fahendrena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1501
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 21:33
