Mitaraina ny tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tononkira.serasera.org Tompo sy Rainay
Miantso ny anaranao izahay izao
Hitanao fantatrao ny mihatra aminay
Eto an-tany izay noforoninao
Ady lava korontana maro
Ra mandrika no eh, mifangaro
Fiv : Tompo oh, Tompo gqri oh,
Aok'izahay, namboarinao,
Ho mpanorina tany vaovao
Any ho any tsy woqxvr mandry ny tany
Horohoro no ao sesilany
Famonoana isan'andro no re lava izao
Fijaliana manjaka hatrizao
Atsangano izahay re ry Tompo
Mba ho olona tena mpanompo
Ampiasao na ny fo na ny saina
mba hanondrotra ny taninay
Ka ity taninay re handry fahizay
ho tany sambatra mandrakizay
Hisy fandriampahalemana hatrany
Ho paradisa tokoa nrfy ny tany
Miantso ny anaranao izahay izao
Hitanao fantatrao ny mihatra aminay
Eto an-tany izay noforoninao
Ady lava korontana maro
Ra mandrika no eh, mifangaro
Fiv : Tompo oh, Tompo gqri oh,
Aok'izahay, namboarinao,
Ho mpanorina tany vaovao
Any ho any tsy woqxvr mandry ny tany
Horohoro no ao sesilany
Famonoana isan'andro no re lava izao
Fijaliana manjaka hatrizao
Atsangano izahay re ry Tompo
Mba ho olona tena mpanompo
Ampiasao na ny fo na ny saina
mba hanondrotra ny taninay
Ka ity taninay re handry fahizay
ho tany sambatra mandrakizay
Hisy fandriampahalemana hatrany
Ho paradisa tokoa nrfy ny tany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1898
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
