Mihevera (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristiana Tanora maro nylw mba mihevera
A moa tsy hendry, fa hoy Jesosy , ka tsy hamela
Azoazony handray ny fanasan'ny Tompo
Feo pribp manga mangaraharaha, rongony am-poso
Fiv : Tomany Jesosy, mahita an'olo
Maratra ny fony , mijaly fanahy
Haregna tsy foy no mitavela
Mahareta marary mampalahelo
Kristiana da sadasada da hatriny tononkira.serasera.org aby
Io no ataon'i Jesosy Tompo ho ilay ratsy
Am-piango da velogn'aby fandratsiratsy
Tsy akoho amam-borona no atao am-pahitry zwaf fa kokolampy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1329
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 14:50