Mifalia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He tonga ny noely
Mba hamonjy izao tontolo
Mba tsaaccg handravaka ny tany
Hilaza ny voninahitrao

Ref : Haleloia Haleloia
Venteso elmd ny dnrlfiqp hosana
Ansadrato ny feo
Mihira manao hoe

Mifalia (ianareo) ka miravoa
Terak'ilay Tompo tsitoha
Betlehema tononkira.serasera.org (tananan'i) Jodia
Mizy hazavana lehibe
Nisehoan'anjely maro
Fihadanana ety an-tany

2- Eh ravo ny Tompo
Tratra izao andro lehibe
Nahatsiarovana fa tonga
Hitaona antsika hifankatia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 13/12/2025 05:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1145