Jesoa Mpamonjiko (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa tokoa Jesoa ny miaraka cefbzeiy Aminao
Fa feno zava-tsoa sy fiainam-baovao
Foana ny ahiahy sy tahotra
Fa latsa-paka ato am-poko f'Ianao no Mpamonjiko

Fa raha jereko ny momba ny lasako(ny lasa)
Aizina hatrany no tiako sy tononkira.serasera.org fantatro
Indro ianao nandray ny tanako
Ry Jeso  Mpamonjiko

Raha Ny zanaka no hanafaka anao
Dia ho afaka tokoa ny haratsiana
Ento eo aminy ho dioviny
Reo halotoana zary mpandova
Eo amin'ny fiainanao

Ka itodiho 'lay Jesosy mpanavotra
Izay nanala anao tamin'ny sarotra
Ndeha lazao hatrany mba ho re
'Lay Jesoa (2) mpamonjy anao

Nanetry tena Ianao hisolo voina anay
Ka tonga olona nefa Andriamanitra
Tsy lapa soa indray no mba nandray
Fa tranon'omby tsy mba nahomby
No hany mba nitsena Anao

Aoka tdljg ny foko ho soloin'ny vilona
Ary ny tenako hatao tsinontsinona
Fa Ianao tokoa no hanjaka yavr ao
Ry Jesoa(2) mpamonjiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385