Ankiniko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mamy re ry Tompo
Izany miaraka Aminao
Vonona aho tononkira.serasera.org hanompo
Hanova ho fo vaovao
Miezaka hanatratra
Izay diam-peninao
Ny fanao mahazatra
Miova ho vaovao
Ref: Ray ô! Ankiniko Aminao
'Zato fiainam-baovao
Ho xelazjm hanitra ankasitrahanao
2-Raha re ny antsonao
Manambara teny soa
Ny andro rehetra izao
Hanompoako Anao voui tokoa
Enga anie zao fotoana
Fanavaozana izao
Tsy ekena ho foana
Ny ydxb finoana Anao
Izany miaraka Aminao
Vonona aho tononkira.serasera.org hanompo
Hanova ho fo vaovao
Miezaka hanatratra
Izay diam-peninao
Ny fanao mahazatra
Miova ho vaovao
Ref: Ray ô! Ankiniko Aminao
'Zato fiainam-baovao
Ho xelazjm hanitra ankasitrahanao
2-Raha re ny antsonao
Manambara teny soa
Ny andro rehetra izao
Hanompoako Anao voui tokoa
Enga anie zao fotoana
Fanavaozana izao
Tsy ekena ho foana
Ny ydxb finoana Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 26/07/2022 17:12
