Ô miainga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô miainga re hampandroso
Hampiely indray ny teny mamy
K'ambarao sy torio Jeso Tompo ho eran-tany
Manainga antsika olo-mino mba tena ho fanilo
Hitarika oblldixi ireo olona marobe
1-Ireo ondry very tsy ao am-bala
Angony re mba hahalala
Hanantona ilay Ray masina
Tompon'ny fiangonana
Efa voafidy Ianao ka mijoroa misehoa
Mbola maro ireo adidinao
Izay napetraky ny Ray ka miainga
2-Ilay Jeso Tompo be fiantra
Mpamonjy ny ory sy mahantra
Hitory ny fitiavany
Ka ny fanahy masina
No ampanjakao ao am-po tononkira.serasera.org
Hampahery antsika ho ititcpg vonona
Ho fanasina tokoa ka fnppazky miainga
Hampiely indray ny teny mamy
K'ambarao sy torio Jeso Tompo ho eran-tany
Manainga antsika olo-mino mba tena ho fanilo
Hitarika oblldixi ireo olona marobe
1-Ireo ondry very tsy ao am-bala
Angony re mba hahalala
Hanantona ilay Ray masina
Tompon'ny fiangonana
Efa voafidy Ianao ka mijoroa misehoa
Mbola maro ireo adidinao
Izay napetraky ny Ray ka miainga
2-Ilay Jeso Tompo be fiantra
Mpamonjy ny ory sy mahantra
Hitory ny fitiavany
Ka ny fanahy masina
No ampanjakao ao am-po tononkira.serasera.org
Hampahery antsika ho ititcpg vonona
Ho fanasina tokoa ka fnppazky miainga
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 802
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 26/07/2022 17:12
