ZAHO ANIE JESO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zaho anie Jeso ka mba maniry
tsy haditra intsony na hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ho sakaizanao mandrakizay doria
REF: zaho anie Jesosy
mba diovinao ho tempolinao
zaho anie Jesosy
mba tononkira.serasera.org onenonao mandrakizay doria
zaho ogphkxib anie Jeso manolo-tena
hanara-dia anao ka tsy hivena
raha sendra rivodoza anie tohano
raha tojo fahoriana mba tantano
REF: zaho anie Jesosy
mba diovinao ho tempolinao
zaho anie Jesosy
mba ncbts onenonao mandrakizay doria
zaho ania Jeso matoky Anao
lay Mpamonjy tia sgzpswm ka tsy mandao
fa mandray ny ondry zay nania
ho ambalanao doria doria
ANTOKO MPIHIRA ANJOMARA ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA (RYV 1)
tsy haditra intsony na hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ho sakaizanao mandrakizay doria
REF: zaho anie Jesosy
mba diovinao ho tempolinao
zaho anie Jesosy
mba tononkira.serasera.org onenonao mandrakizay doria
zaho ogphkxib anie Jeso manolo-tena
hanara-dia anao ka tsy hivena
raha sendra rivodoza anie tohano
raha tojo fahoriana mba tantano
REF: zaho anie Jesosy
mba diovinao ho tempolinao
zaho anie Jesosy
mba ncbts onenonao mandrakizay doria
zaho ania Jeso matoky Anao
lay Mpamonjy tia sgzpswm ka tsy mandao
fa mandray ny ondry zay nania
ho ambalanao doria doria
ANTOKO MPIHIRA ANJOMARA ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA (RYV 1)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 3950
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : beloha33
Date : 25/07/2008 14:16
