MAHAIZA MIFAMELA (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao sy iny olona iny
Niady hatry ny ela
Mandrak’ankehitriny
Tsy mbola nifamela
Tsy tantinao mantsy
Ny miondrika mifona
Tsy anao angamba ny hadisoana
Rehefa alahady
Dia indro ianao mitady
Mitady vonjy ho anao irery
Fa ny ralahinao izay tononkira.serasera.org niady taminao
Toa flajr satrinao izy ho very
Satrinao ho azo hatrany ny indrafo tsy inxwdpkw lany
Nefa ny ralahinao tsy tianao hahazo izany
Maminao dia maminao ny fitiavan’i Jeso
Nefa ny ralahinao tsy mba hamindranao fo
Moa ve ny otanao tianao voafafa
Zay tianao atao anao mba ataovy amin’ny hafa
Mba tahafo sy araho ny fiainan’iJeso
Izy efa tiantsika hatramin’ny taloha
Koa samia mifamela,samia mifankatia
Rehefa fegyb miombona anie mahafinaritra ery!
Anio tsy izany intsony
Mahaiza mifamela
Sao neninao ka aza ela
Raha toa mifankatia dia rava ny ahiahy
Fiadanan-tsaina sy fanahy
Niady hatry ny ela
Mandrak’ankehitriny
Tsy mbola nifamela
Tsy tantinao mantsy
Ny miondrika mifona
Tsy anao angamba ny hadisoana
Rehefa alahady
Dia indro ianao mitady
Mitady vonjy ho anao irery
Fa ny ralahinao izay tononkira.serasera.org niady taminao
Toa flajr satrinao izy ho very
Satrinao ho azo hatrany ny indrafo tsy inxwdpkw lany
Nefa ny ralahinao tsy tianao hahazo izany
Maminao dia maminao ny fitiavan’i Jeso
Nefa ny ralahinao tsy mba hamindranao fo
Moa ve ny otanao tianao voafafa
Zay tianao atao anao mba ataovy amin’ny hafa
Mba tahafo sy araho ny fiainan’iJeso
Izy efa tiantsika hatramin’ny taloha
Koa samia mifamela,samia mifankatia
Rehefa fegyb miombona anie mahafinaritra ery!
Anio tsy izany intsony
Mahaiza mifamela
Sao neninao ka aza ela
Raha toa mifankatia dia rava ny ahiahy
Fiadanan-tsaina sy fanahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANJOMARA-AnosivavakaHits : 3840
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/03/2007 12:42
