Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY FANAPERANA (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny soa fahita eto an-tany
Dia soa malaky lany
Fa mifaly no mitomany
Misy sento, izay sesy lany
Ny fiadanana mafonja
Mety koa hisolo fonja
Toy ny anio ampitso dia
Manonja toa usbd ho safotry ny onja
Ref:Mielina fa tsy mateza
No sady fiakarana mideza
Jesosy fanaperana
No aoka hianteherana
Jesosy fanaperana
No aoka hianteherana
2-Ny tononkira.serasera.org fy sy tsara zava-poana
Mora lasa, mora foana
Ny hasambarana bkkoth tsy ferana
Dia mandalo sy miserana
Izay miseho sy vetivety
Hadalana ka tsy mety
Fa ny adidy soa jazxfrqr manoloana
No ilofoy sy iravoana
Ref:Mielina fa tsy mateza
...
Dia soa malaky lany
Fa mifaly no mitomany
Misy sento, izay sesy lany
Ny fiadanana mafonja
Mety koa hisolo fonja
Toy ny anio ampitso dia
Manonja toa usbd ho safotry ny onja
Ref:Mielina fa tsy mateza
No sady fiakarana mideza
Jesosy fanaperana
No aoka hianteherana
Jesosy fanaperana
No aoka hianteherana
2-Ny tononkira.serasera.org fy sy tsara zava-poana
Mora lasa, mora foana
Ny hasambarana bkkoth tsy ferana
Dia mandalo sy miserana
Izay miseho sy vetivety
Hadalana ka tsy mety
Fa ny adidy soa jazxfrqr manoloana
No ilofoy sy iravoana
Ref:Mielina fa tsy mateza
...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANJOMARA-AnosivavakaHits : 3846
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/03/2007 11:28
