EO AN-TSOROKAO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tsorokao tokoa ny fanapahana (Jesoa)
Ny Anaranao atao hoe Mahagaga (Jesoa)
Ary koa Mpanolo-tsaina sy Mahery koa
Ray Andrian'ny yymz fiadanana Ianao Jesoa
Tsy mba manam-paharoa tokoa ny Herinao rdqzwhhq (Jesoa)
Fa ny Fahefana rehetra eo an-tananao (Jesoa)
Ny lohalika rehetra mandohalika (Jesoa)
Ary avy Aminao ny Famonjena
Manapahà amin'ny foko Ianao Jesoa
Manam-pahefana feno amin'ny fiainako (Ianao)
Tsy hanam-pahataperana tokoa ny Herinao Tompo ô
Maharitra mandrakizay
'Lay fanetrentenanao no atao filamatra (Jesoa)
Halain-tahaka tokoa fa tononkira.serasera.org soa fianatra (Jesoa)
Andriamanitra Mahery, Be fitiavana
Naka endrika mpanompo vgxxvyda Ianao Jesoa
Tsy mba manam-paharoa tokoa ny Herinao (Jesoa)

Antoko MPIhira ZIona FAhazavana Anosibe AMPIZIFA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 729
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 02/10/2024 15:51