Ilay Tara-masoandro (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakotr’aizina izao ny tontolo fa ny ota no manjaka eto
Ny zava-boahary manontolo tsy avy miaina sanfxkq fa feno sentosento
      Ref ; Indro Ilay tara-masoandro
              Miposaka avy any antsinana
              Dia Jesosy isan’andro isan’andro

No toky sy fanantenana
Fa vmaq Jesosy anie azo antoka sy tsy mamitaka(Besso +3°Voix)
Tsy mamitaka, hanazava ny lalana
Ary izy koa hanapaka ny fatorana
Hanome anao fiainana

Ö faly e!
Faly ery ny foko manana Anao ry Jesosy
Jesosy Tompo Mpanjaka, deraina ny Anaranao

Kivikivy izao ny fanahy noho ny tononkira.serasera.org cspmvuxp fiainana an-tany
Iza ireo mba hanavotra ahy fa ny foko dia feno tomany :

‘Njany misy feo malefaka : « ry malala, atrakao re ny loha »
Mahereza ianao aza ketraka, Kristy fahazavana tokoa

Ry Jesosy Tompo Malala, ravoravo tokoa izany fo
Ilay tavanao aoka tsy hiala hamiratra amiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334