HE FANTATRO (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He ! fantatro izay inoako dia i Jeso
Ka tononkira.serasera.org fantatro ny fizahan-toetranao
Na mafy aza dia tsapako tokoa
Fitiavana, Fitiavanao ahy

Nilaozanao ny lapasoan'ny lanitra
Nafoinao ny ainao ho fanavotana
Narotsakao, ny Fanahy Masina
Fitiavana, Fitiavanao ahy

Ny ranomasoko nilatsaka izao
Nibanjina ilay hazo fijalianao
Na mafy aza dia tsapako tokoa
Fitiavana, Fitiavanao ahy

Hatsangako tfrz ny tanako frwygd hankalaza Anao
Hasandratro ny feoko hidera Anao
Ny foko feno fahatsapana lalina
Fitiavana, Fitiavanao ahy

Ataoko nxbr ahoana no filaza Aminao
Fa ny ato am-poko feno fitiavana
Moa ve Jeso, mba mendrika ho Anao ahy
Fitiavana, Fitiavako Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0817