Deraina Jesosy (FKT) (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Deraina JesosyDerao ny mpamonjy
Jesosy mpanjaka, tonga teto an-tany hamonjy antsika
O ry olona ô
Ry ambanin'ny lanitra
Derao ny mpanjaka tonga ety an-tany hamonjy antsika
Réf: Jesosy mpanjaka a
Andriana, mahery
Deraina lanao e e, andriana mahery
Deraina lanao e, andriana mahery
Jesosy mpamonjy
Kristy mpanjaka
Deraina lanao e e, Kristy mpanjaka
Deraina lanao e, Kristy mpanjaka
2) Jesosy mahagaga
llay mpanafaka
Deraina lanao fa mahagaga ny fanafahana
O ry mpianatra o
Ry sampam-boaloboka
Ampianaro ny fiainana ao amin'ny Tompo ny fiangonana
Réf: Jesosy mahagaga
Jesosy mpamonjy
Deraina lanao e e, Jesosy mpamonjy
Deraina lanao e, Jesosy mpamonjy
Jesosy mpanjaka a
Andriana mahery
Deraina lanao e e, Andriana mahery
Deraina lanao e, Andriana mahery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 359
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:27