HAZO FIJALIANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Tompo nahoana no jbnnwie ampitondrainao
Kapoaka mangidy ty mpanomponao
Raha mety Ianao esory amiko
Fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko

2-Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy az’izany no aoka nibry hatao
Fa zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko foana na dia mampitomany

Ref: Sakambino aho ry Tompo oslgjspm tsitoha
Aza miala eto anilako
Aza mandao na oviana na oviana
Hampahery ahy hilanja ny hazo fijaliana

Ou ou ou ou ah ou ou ou ou yeh
Ou ou ou ou ah ou ou ou ah ah ou ou yeh





tononkira.serasera.org Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1183
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415