Tsy afoiny (Ambasadora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Mahatsiaro resy ve Ianao?
Feno hakiviana anatinao?
Reraka avokoa, fo sy fanahy.
Kely finoana ka be ahiahy.
Ny olon-drehetra efa nandao,
Fa angamba aho no sisa hoy Ianao.
Ho aiza moa aho,
Ho aiza moa aho,
Hoy Ianao raha nitalaho.

2-
Nefa dia misy mihaino tokoa
Ny vavaka ataon izay marina am-po.
Tsy mba manao tsinontsinona izay
Fo mangorangoraka mino fa hay
Misy Mpamonjy azo ianteherana,
Mahalala ny hevitra iheverana
Ahy sy Ianao ao an-danitra ao,
Izy hddxohk no momba anao.

Ref.
Na mahantra na tjxe ory mangahiahy,
tsy afoiny tsy akory, aza manahy.
Ny zanany, ny asan'ny tanany
Dia aoka ho adidiny ihany.
Ny tanany tsy fohy fa woqyv mahavonjy.
Raha mino tononkira.serasera.org Azy Ianao tsy ho resy intsony,
Izy no hiady ny adinao
Izy no hiady ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ambasadora
Visites : 3599
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tovomahefa_RANDRIAMBOAVONJY
Date : 26/02/2019 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331