Indro havaoziko (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra
ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
Indro havaoziko ny zavatra rehetra ka
ny lalanao,izay maizina
hipody ho hazavana vaovao
1-F'efa lasa ny taloha
fa ny androany hafa indray
Indro anio ny Ray Tsitoha
wsshrx Manavao indray ilay voady aminao
Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra
ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
Indro havaoziko ny zavatra rehetra tononkira.serasera.org ka
oxdosew ny lalanao,izay maizina
hipody hazavana vaovao
2-Asakasakao aloha
spoxrz raha handeha hiroso
na koa hihemotra fa
izaho sy ny ankohonako
dia hiaraka hanompo ny Tompo Jesoa
Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra....
ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
Indro havaoziko ny zavatra rehetra ka
ny lalanao,izay maizina
hipody ho hazavana vaovao
1-F'efa lasa ny taloha
fa ny androany hafa indray
Indro anio ny Ray Tsitoha
wsshrx Manavao indray ilay voady aminao
Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra
ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
Indro havaoziko ny zavatra rehetra tononkira.serasera.org ka
oxdosew ny lalanao,izay maizina
hipody hazavana vaovao
2-Asakasakao aloha
spoxrz raha handeha hiroso
na koa hihemotra fa
izaho sy ny ankohonako
dia hiaraka hanompo ny Tompo Jesoa
Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)Vangy : 2805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 07/12/2014 11:27
