MIZARA TSARA NY TENY FAHAMARINANA (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Taona maro nitoriana, nizarana teny soa
Olo-maro sesehena, mihaino fa tsy Mankato
Hararaoty ny fotoana, tano mafy izay nomena
Tano amin’ny finoana sy amin’ny fitiavana
Dia sahia mijoro svgps tsara, Ho andry azo iankinana
Mazotoa mizara tsara, Ny teny fahamarinana
2-N’aiza n’aiza misy anao, n’inon’inona atao
Mitoria ny teny soa, mahereza, mazotoa
Ambarao mibaribary, reseo lahatra ny maro
Dia torio am-pahasahiana, tenim-pamonjena
Dia sahia mijoro tsara, Ho andry azo iankinana
Mazotoa tononkira.serasera.org mizara tsara, Ny teny fahamarinana
3-Mijoroa ankehitrio, ambarao ny marina
sirfxg D’ilay mariky ny teny, teny tsisy pentina
Dia tohero izay tsy mety, ambarao Kristy Jesosy
Ilay ioyw tenim-pamonjena, teny fahamarinana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 595
Likes : 0 Like
Created by : TBEA
Date : 13/05/2022 22:52