Noely Vaovao (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY dcgwfd VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
hnmoeo Miposaka aminao.
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Fa hitondra fiadanana ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho anao)
Fa ho afaka ireo fangejana anao
Noely vaovao, Noely ho anao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
(Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Fa hitondra fiadanana ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho tononkira.serasera.org anao)
Fa ho afaka ireo fangejana anao
Noely vaovao, Noely ho anao.)x2
etdid Noely vaovao, Noely ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 280
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 09/02/2026 14:28