Sambatra re (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hira sy antema vao
Entinay hanambara
Ny halehiben'ny famindrampoNao isan'andro isan'andro
Atolotray ho Anao ny laza
Dera voninahitra
Ka hatramin'ny taloha
Mbola hitohy anio
Mandrakizay amen
Ref: Sambatra eh sambatra
Fa mbola notiaviNao
Tretrika zmwcrpn eh tretrika
Fa Manana anao Mpamonjy
Mendrika eh mendrika
Ny laza ambony izsykaw indrindra
Saotra dera ho Anao rgmx ry Andriamanitra mahery
2- Eto antanim-piadiana
No iainanay ry Tompo
Ka mangataka Aminao,
Ny hery mba tsy ho kivy ny fo sy tononkira.serasera.org fanahy
Eo koa ny fandrik'i satana
Izay mivelatra mazana
Mila hamotroka anay
Apetraka Aminao
TantanoNao ny dia
Entinay hanambara
Ny halehiben'ny famindrampoNao isan'andro isan'andro
Atolotray ho Anao ny laza
Dera voninahitra
Ka hatramin'ny taloha
Mbola hitohy anio
Mandrakizay amen
Ref: Sambatra eh sambatra
Fa mbola notiaviNao
Tretrika zmwcrpn eh tretrika
Fa Manana anao Mpamonjy
Mendrika eh mendrika
Ny laza ambony izsykaw indrindra
Saotra dera ho Anao rgmx ry Andriamanitra mahery
2- Eto antanim-piadiana
No iainanay ry Tompo
Ka mangataka Aminao,
Ny hery mba tsy ho kivy ny fo sy tononkira.serasera.org fanahy
Eo koa ny fandrik'i satana
Izay mivelatra mazana
Mila hamotroka anay
Apetraka Aminao
TantanoNao ny dia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 317
Likes : 1 Like
Created by : CJ21
Date : 02/01/2026 19:11
