Nenina (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny endrikao no nitiavany anao
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò
Simba ny hatanorana noho ny kansqwyc ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tsy mba mety ho ptiblz lao
Fa dia tsy nahalala jiki izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba tononkira.serasera.org sy lò
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3065
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/06/2017 22:22