Aza manahy (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy amin' izay cpzenml ho anareo ny amin'ny ainareo
Dia izay hohanina sy hosotroinareo izay mba hosotroinareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray an-danitra ao izay mahasoa anareo
Fa katsaho foana aloha ilay fanjakany mba hahazoana ireo
Tsinjovy anie irony voromanidina tsy tononkira.serasera.org mba mamafy re
Na koa mijinja rjondl mitaona mba ho any an-tsompitra e!
Fa maika moa isika nataony hoe zanany tsy maintsy ho ambininy
Fa dia nahoana no fatra-panahiana ny amin'ny fitafianareo
Moa va ny tena mihoatra ny fitafy no toa mampanahy anareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray Mpahary anao izay jiqzgek mahatsara anareo

Diniho tsara ireo voninkazo tsy miasa mamboly re
Fa na dia mpanjaka izay manan-daza tsy mba nitafy toy ireo
Fa maika moa isika ry kely finoana ô! tsy maintsy ho tinafiny
Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe na AMPIZIFA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 1593
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : EmpaMandala
Daty : 19/08/2019 06:34