Aza manahy (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy amin' izay ho anareo ny amin'ny tononkira.serasera.org ainareo
Dia izay hohanina sy hosotroinareo izay mba hosotroinareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray an-danitra ukvupg ao izay mahasoa anareo
Fa katsaho foana aloha ilay fanjakany mba hahazoana ireo

Tsinjovy anie irony syuco voromanidina tsy mba mamafy re
Na koa mijinja mitaona mba ho any an-tsompitra e!
Fa maika moa isika nataony hoe zanany imgfvr tsy maintsy ho ambininy

Fa dia nahoana no fatra-panahiana ny amin'ny fitafianareo
Moa va ny tena mihoatra ny fitafy no toa mampanahy anareo
Fa fantatr’ilay Tompo Ray Mpahary anao izay mahatsara anareo
Fa katsaho foana aloha ilay fanjakany mba hahazoana ireo

Diniho tsara ireo voninkazo tsy miasa mamboly re
Fa na dia mpanjaka izay manan-daza tsy mba nitafy toy ireo
Fa maika moa isika ry kely finoana ô! tsy maintsy ho tinafiny

Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe na AMPIZIFA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 1633
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : EmpaMandala
Date : 19/08/2019 06:34
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129