Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Tsy vita hatreo ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy agvfeyy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy fhxm tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho ovyjyomj sarihina
Tsy vita hatreo ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy agvfeyy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy fhxm tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho ovyjyomj sarihina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
