Ambanin'io rahona io (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roy e! Lahy e!
Midona malefaka ny any Ankaratra ô
Manerikerika tsy mitsahatra.
Harivariva any an-tanin’olona
Ka ny sentosento no toa mitolona
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY qajr TSY HO MANINA
Roy e! Lahy e!
Midona malefaka ny any Andringitra
Manjombonjombona vinibinitra
Tsy tsapa ny lalina sy marivo
Fa maika ho tody amin’ilay Iarivo.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Asakasak’izay tsy miraika
Eny re roy,
F’izahay efa dodona fthcj maika
Eny ry lahy,
Iarivo no xrljnz akany fodiana
Tsy ho adino na oviana na oviana.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
tononkira.serasera.org MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Album: Nandalo teto ve?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 6813
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 28/01/2002 20:00
