Ambanin'io rahona io (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roy e! Lahy e!
Midona malefaka ny any Ankaratra ô
Manerikerika tsy mitsahatra.
Harivariva any an-tanin’olona
Ka ny sentosento no toa mitolona
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Roy e! Lahy gxwnfg e!
Midona malefaka ny any hthugz Andringitra
Manjombonjombona vinibinitra
Tsy tsapa ny lalina sy marivo
Fa maika ho tody amin’ilay Iarivo.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Asakasak’izay tononkira.serasera.org tsy miraika
Eny re roy,
F’izahay efa dodona maika
Eny ry lahy,
Iarivo no akany fodiana
Tsy ho tvsbw adino na oviana na oviana.
AMBANIN’IO RAHONA IO (x2)
MANDAINGA IZAY TSY HO MANINA
Album: Nandalo teto ve?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SakelidalanaVangy : 6618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 28/01/2002 20:00
