Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa uuzpwtun mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa tononkira.serasera.org ny eto mitalaho,
Efa qsgtfk ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho izclkgu maizina eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa uuzpwtun mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa tononkira.serasera.org ny eto mitalaho,
Efa qsgtfk ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho izclkgu maizina eo
Ny torimasokelinay.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 15929
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/02/2015 22:16
