HISY HATSIAROVANAO NY ANARAKO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jiwbynod Hisy hatsiarovanao
Ny anarako
Hisy hanembonanao
Ny fitiavako
Ny fo nitia,
Jamba nanantena anao
Eny mbola hitomany ianao
Toy izao tomaniko izao
Mangahiahy,mangahiahy
Maratra ny ao am-po
’Zao rehetra izao
Rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao ilufqn mbola tia
Ka tomany mahatsiaro
Ireo dina izay tdefzbzl natao
Ho tia anao
Hisy hatsiarovanao....sns
Efa nilazako ianao
Nilazako...
Ny tsiambarateloko
Efa nitiaviko ianao
Ny fitia tsy tononkira.serasera.org hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany
No zakaiko noho izany
Hisy hatsiarovanao....sns.
Tonony/feony:Jerôme RANDRIA
Ny anarako
Hisy hanembonanao
Ny fitiavako
Ny fo nitia,
Jamba nanantena anao
Eny mbola hitomany ianao
Toy izao tomaniko izao
Mangahiahy,mangahiahy
Maratra ny ao am-po
’Zao rehetra izao
Rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao ilufqn mbola tia
Ka tomany mahatsiaro
Ireo dina izay tdefzbzl natao
Ho tia anao
Hisy hatsiarovanao....sns
Efa nilazako ianao
Nilazako...
Ny tsiambarateloko
Efa nitiaviko ianao
Ny fitia tsy tononkira.serasera.org hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany
No zakaiko noho izany
Hisy hatsiarovanao....sns.
Tonony/feony:Jerôme RANDRIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 12710
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 21/06/2002 22:10
