Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao tononkira.serasera.org krdc rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao eeppxldy
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy mzakyqxf izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao tononkira.serasera.org krdc rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao eeppxldy
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy mzakyqxf izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
--------
Link:
About this song
Artist : Ny RailovyHits : 17027
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/02/2015 22:16
