TSY KILA TSY MAY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira ufljf miritsoka owwf andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy tononkira.serasera.org fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy cxfs mba maty
Fa misy hirahira ufljf miritsoka owwf andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy tononkira.serasera.org fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy cxfs mba maty
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3628
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:26
