Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana pyfmm fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa zdnaizc tononkira.serasera.org xsyzs ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana pyfmm fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa zdnaizc tononkira.serasera.org xsyzs ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
--------
Lien:
A propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 16781
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 12/02/2015 22:16
