Tadidinao ve? (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve?

Tadidinao ve irony ela?
Ny fitiavako anao
Mbola tsy misy tavela
Tadidinao ve irony lasa?
Ny fitiavako anao
Mbola mikasa

Lala ô! Ny afkovyeq alina teto
Nahoana hoy aho?
Manjombona lava tononkira.serasera.org izy izany aky
Ny rakitry ny ela
No mitady ny akon’ny fo
Mitaraina any ho any
Nahoana hoy ustgrinb aho?
Izany havako izany ô!
Lakalaka aky
Izany fiainana an-tany

Ny Railovy (1965) actv

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4211