Volan'ny kamboty (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
buinf okniigqf Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,

Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.

Any ho any anefa
'Zao rehetra izao mahita anao
Volana o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,

Efa ampy izay
Ilaozy ny tononkira.serasera.org varavaranay
Avelao ho maizina begfetzo eo
Ny torimasokelinay.

--------
Rohy:
Hevitra
SamyKely ( 09/03/2015 18:02)
tsara.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126