Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hrsdha hahalala ny antony pwbdccr nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao
Fiv:
Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho kdzkvyjv hatoky Anao
Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny tononkira.serasera.org ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 31510
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 26/09/2007 18:47