Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina rbkca vao
Fiv: equbzkd
Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
Aza avela hanontany zzvj ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay tononkira.serasera.org ho fitantananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 31908
Likes : 1 Like
Created by : rafara
Date : 26/09/2007 18:47