Aza avela hahalala (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao
Fiv:
Tsy nuznhomf ho takatry ny saiko zay rehetra tononkira.serasera.org alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
Aza avela hanontany xxinre ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao
Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao crcnhvs

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 31906
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 26/09/2007 18:47