Masoandron'ny fitia (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nirotsaka tsy nuvekxo satry ny tomany,
Dona-tsetroka mijofo any ho any,
No nilaza f'efa lao, ka handao ahy ianao,
Nikopak'elatra any an-danitra vaovao..

Alina mitsilopy, manjopika
Mitanisa izany nofy  niainantsika,
Mampanembonembona ahy amin'ny andon'ny tsiahy
Mampangolika fo sy fanahy...

Taitra teo aho fa nandre feonao mihomehy,
Reko mamiravira fo voarotsina hira,
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao,
Ando tsaran'ny maraina no anao!

Fa ny ahy ho tononkira.serasera.org vonoiko iiehnqs ny tsiahy,
Hosoloiko hirahira tsy hampanahy,
F’efa iry mipoitra iry, ilay fkiz masoandron'ny fitia,
Manafàna izany foko mba minia


Tonony : Lova Rajaofara
Feony : Albert Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 5996
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119