Masoandron'ny fitia (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nirotsaka tsy satry ny tononkira.serasera.org tomany,
Dona-tsetroka mijofo any ho any,
No nilaza f'efa lao, ka handao ahy ianao,
Nikopak'elatra any an-danitra vaovao..

Alina mitsilopy, manjopika
Mitanisa jrgmkyj izany nofy  niainantsika,
Mampanembonembona ahy amin'ny andon'ny tsiahy
Mampangolika fo sy fanahy...

Taitra kwgs teo aho fa nandre feonao mihomehy,
Reko mamiravira fo evxomh voarotsina hira,
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao,
Ando tsaran'ny maraina no anao!

Fa ny ahy ho vonoiko ny tsiahy,
Hosoloiko hirahira tsy hampanahy,
F’efa iry mipoitra iry, ilay masoandron'ny fitia,
Manafàna izany foko mba minia


Tonony : Lova Rajaofara
Feony : Albert Rajaofara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 6111
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343