Masoandron'ny fitia (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nirotsaka tsy satry uoafob ny tomany,
Dona-tsetroka mijofo any ho any,
No nilaza f'efa lao, ka handao ahy ianao,
Nikopak'elatra any an-danitra vaovao..

Alina mitsilopy, ajmx manjopika
Mitanisa izany nofy  niainantsika,
Mampanembonembona ahy amin'ny andon'ny tsiahy
Mampangolika fo sy fanahy...

Taitra teo aho fa nandre feonao mihomehy,
Reko mamiravira fo xnsj voarotsina hira,
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao,
Ando tsaran'ny maraina no anao!

Fa ny tononkira.serasera.org ahy ho vonoiko ny tsiahy,
Hosoloiko hirahira tsy hampanahy,
F’efa iry mipoitra iry, ilay masoandron'ny fitia,
Manafàna izany foko mba minia


Tonony : Lova Rajaofara
Feony : Albert Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 6202
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3137