Masoandron'ny fitia (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nirotsaka tsy satry ny tomany,
Dona-tsetroka mijofo any ho any,
No nilaza f'efa lao, ka handao ahy ianao,
Nikopak'elatra any an-danitra vaovao..

Alina mitsilopy, manjopika
Mitanisa izany nofy  niainantsika,
Mampanembonembona ahy amin'ny andon'ny tsiahy
Mampangolika fo tononkira.serasera.org sy fanahy...

Taitra teo aho fa nandre feonao mihomehy,
Reko mamiravira lhmd fo voarotsina hira,
Hasambaram-baovao, ho rivo-baovao,
Ando tsaran'ny maraina no anao!
mxxch
Fa ny ahy ho vonoiko ny tsiahy,
Hosoloiko hirahira txptxa tsy hampanahy,
F’efa iry mipoitra iry, ilay masoandron'ny fitia,
Manafàna izany foko mba minia


Tonony : Lova Rajaofara
Feony : Albert Rajaofara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalatiana
Hits : 6202
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:21
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.406