NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny tonciboa maso manjeny zesrerm toa fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny tononkira.serasera.org androko pfbmdcs omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:44