NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana tononkira.serasera.org torovandrovana
Jembin-tomany ny maso manjeny toa fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao

Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sunhyo sakaiza
Fa foana nzkx tsy misy ny fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako xlzn ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143