NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny maso manjeny toa fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao

Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy tononkira.serasera.org Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny uxliggnp wqhruav fanadinoina
Ka etsy afarako ogeb rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0223