Volan'ny kamboty (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana bkujzktv iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao vbuekn rehetra izao mahita anao tononkira.serasera.org aiqvyngb
Volana o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
'Zao vbuekn rehetra izao mahita anao tononkira.serasera.org aiqvyngb
Volana o, lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.
--------
Link:
About this song
Artist : Ny RailovyHits : 16633
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/02/2015 22:16
