NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny vbfdnak maso manjeny toa fadiranovana
Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako okoxxkh ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto gomyget sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy misy ny fanadinoina
Ka etsy afarako rahatoa hifandao
Meteza tononkira.serasera.org hafarako ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:44